Ra mba T hivanitika kely fotsiny

Nampidirin'i teloambinifolo | 23 Okt, 2007

Fantatrao v  Ing. Rabearisoa?

Ra tsy fantatrao d zao le tantara.

Mpiompy akoho lery io. D vary no sakafon'ny ny akohony isan'andro.  In-1 andro ary nitongavan'ny Polisy tao antranony.

Polisy> Ing. Rabearisoa, inona no sakafo  omenao ireo akoho ireo?

Rabearisoa> Tsisy afa tsy Vary, tpk.

Polisy> Vary?                                                                                                      Mandoa lamandy ianao! 150mil. Vary ary efa tsy ampy koa, mbola omena ny akoho ndray. 150mil  !.                                                                                

Rabearisoa> Ty ary tpk o.

afaka andro vitsivitsy

Polisy> Aody o!     

Rabearisoa> Mandroso, tpk. Mbola ianareo ihany?

Polisy>  Zay indrindra!!!. Mbola miompy akoho ihany ianao?

Rabearisoa> Eny, tpk.

 Polisy>  Ing. Rabearisoa, inona no omenao ny akohonao?

Rabearisoa> Katsaka, tpk.

Polisy> Katsaka?                                                                                                      Mandoa lamandy ianao. Hahaha....hahaha!, 150mil. Ny katsaka ary efa tsy ampy ho an'olombelona, mbola omena ny akoho ndray. 150mil  !.  

Rabearisoa> Ty ary tpk o.            

afaka andro vitsivitsy ndray

Polisy> Aody o!     

Rabearisoa> Mandroso, tpk. Mandroso, tpk o, Efa tsy manome katsaka intsony ka!.

Polisy> Hay, Fa inona indray no omenao ny akohonao?

Rabearisoa> Voanjo, tpk.

Polisy> Voanjo?                                                                                                       Hahaha....hahaha!, Lamandy, 150mil. 

Rabearisoa> Driiii,   Mbola mandoa ndray v?.  

Polisy> Voanjo ary efa tsy ampy ho an'olombelona, mbola omena ny akoho ihany koa..!.         Zao a! : Ra mbola tratrako farany ianao manome ireny ny akoho, mi_gadra enao!.  

Rabearisoa> Fa tsy hanao an'zany   tsony re ah tpk marina e.                                                                

Farany ary, taoriana kelin'zay.

Polisy> Aody o!     

Rabearisoa> Mandroso, tpk. Mbola enao ihany, tpk?

Polisy> ,Atoa Rabearisoa, inona no sakafo omenao ny akohonao ra mbola miompy enao?

Rabearisoa> Tsy misy, tpk.

Polisy> Tsisy ahoana?, Tsiss!, Tsisy???  Fa maninona ny akohonao no mbola velona?

Rabearisoa> Kah...ka...., OMEKO VOLA RY ZAREO tpk d....,   izy no MIVIDY ZAY TIANY any.  

Zay le izy.

@manaraka ndray ra mbola mtady.

------------------------------------------------------------------

Loharano: Foo Hehy Mada

Nanoratra: 13