Ra mba T hivanitika kely fotsiny
Nampidirin'i teloambinifolo | 23 Okt, 2007Fantatrao v Ing. Rabearisoa?
Ra tsy fantatrao d zao le tantara.
Mpiompy akoho lery io. D vary no sakafon'ny ny akohony isan'andro. In-1 andro ary nitongavan'ny Polisy tao antranony.
Polisy> Ing. Rabearisoa, inona no sakafo omenao ireo akoho ireo?
Rabearisoa> Tsisy afa tsy Vary, tpk.
Polisy> Vary? Mandoa lamandy ianao! 150mil. Vary ary efa tsy ampy koa, mbola omena ny akoho ndray. 150mil !.
Rabearisoa> Ty ary tpk o.
afaka andro vitsivitsy
Polisy> Aody o!
Rabearisoa> Mandroso, tpk. Mbola ianareo ihany?
Polisy> Zay indrindra!!!. Mbola miompy akoho ihany ianao?
Rabearisoa> Eny, tpk.
Polisy> Ing. Rabearisoa, inona no omenao ny akohonao?
Rabearisoa> Katsaka, tpk.
Polisy> Katsaka? Mandoa lamandy ianao. Hahaha....hahaha!, 150mil. Ny katsaka ary efa tsy ampy ho an'olombelona, mbola omena ny akoho ndray. 150mil !.
Rabearisoa> Ty ary tpk o.
afaka andro vitsivitsy ndray
Polisy> Aody o!
Rabearisoa> Mandroso, tpk. Mandroso, tpk o, Efa tsy manome katsaka intsony ka!.
Polisy> Hay, Fa inona indray no omenao ny akohonao?
Rabearisoa> Voanjo, tpk.
Polisy> Voanjo? Hahaha....hahaha!, Lamandy, 150mil.
Rabearisoa> Driiii, Mbola mandoa ndray v?.
Polisy> Voanjo ary efa tsy ampy ho an'olombelona, mbola omena ny akoho ihany koa..!. Zao a! : Ra mbola tratrako farany ianao manome ireny ny akoho, mi_gadra enao!.
Rabearisoa> Fa tsy hanao an'zany tsony re ah tpk marina e.
Farany ary, taoriana kelin'zay.
Polisy> Aody o!
Rabearisoa> Mandroso, tpk. Mbola enao ihany, tpk?
Polisy> ,Atoa Rabearisoa, inona no sakafo omenao ny akohonao ra mbola miompy enao?
Rabearisoa> Tsy misy, tpk.
Polisy> Tsisy ahoana?, Tsiss!, Tsisy??? Fa maninona ny akohonao no mbola velona?
Rabearisoa> Kah...ka...., OMEKO VOLA RY ZAREO tpk d...., izy no MIVIDY ZAY TIANY any.
Zay le izy.
@manaraka ndray ra mbola mtady.
------------------------------------------------------------------
Loharano: Foo Hehy Mada
Nanoratra: 13